Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

Andro afrikana ho an'ny asam-panjakana na journée Africaine de la Fonction Publique.

2 octobre 2026 – Nankalaizana ny faha 23 sy 24 Jona 2022 tao amin'ny biraon'ny Ministera misahana ny Asam-panjakana n...

290044978_484650037041725_6972087123674829591_n
290044978_484650037041725_6972087123674829591_n
290084323_484650063708389_8961818316018738438_n
290089986_484649933708402_2583919833314587146_n
290188751_484649943708401_289891625723249375_n
290227627_484650087041720_9166198783288081958_n
290267666_484649977041731_7565605667068413941_n
290322727_484649953708400_5207671812905555108_n
290343423_484650113708384_2628168476465606944_n
Nankalaizana ny faha 23 sy 24 Jona 2022 tao amin'ny biraon'ny Ministera misahana ny Asam-panjakana ny fankalazana ny andro AFRIKANA ho an'ny asam-panjakana , anisany nandray anjara tamin'ny tranoheva ny teto anivon'ny BNGRC. Nisy ny lanonana ofisialy izay nanamarihina ity andro ity , ary anisany notoloran'ny Ministeran'ny Asa sy ny Fampananan'asa ary ny lalana Sosialy ny 'Prix de l'innovation dans la Fonction Publique' ny teto anivon'ny Birao Nasionaly misahana ny Fitantanana ny Loza sy ny Tandindondoza marihina fa nahazo ny laharana faharoa ny BNGRC raha ny Ministeran'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana izay ministera mpiahy no nahazo ny loka voalohany. Tonga nandray ny mari-pankasitrahina izay natolotr'i Ramatoa Gisèle RANAMPY Minisitrin'ny Asa sy ny fampananan'asa ary ny lalana Sosialy ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja .

246 Vues

Partager