Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

Atrikasa fampiofanana amin’ny fanarahana ny « CADRE DE SENDAI »

6 juillet 2022 – Atrikasa fampiofanana amin’ny fanangonana tatitra sy famakafakana ireo atotan-kevitra ary fandrefesa...

289774007_482953037211425_4839084110116446426_n
289774007_482953037211425_4839084110116446426_n
289799768_482952897211439_4296030846921635111_n
289814874_482952710544791_4725961501865991095_n
289953236_482952650544797_5950849628924733351_n
289959633_482953033878092_1967511563359619023_n
289973244_482952920544770_8022381150288060006_n
289991946_482952713878124_2537382594170686292_n
289993697_482952557211473_3481929390644138899_n

Atrikasa fampiofanana amin’ny fanangonana tatitra sy famakafakana ireo atotan-kevitra ary fandrefesana ny fahavoazana vokatry ny loza ary ny fifehezana ny loza sy ny tandidondoza avy amin’ny alalan’ny fanaraha-maso ny « Cadre de Sundai » izay ahafahan’ireo mpiara-miombon’antoka manampy avy hatrany noho ireo tatitra voaray ho amin’ny fampihenana ny loza sy ny tandidon-doza eto Madagasikara.

Fiofanana izay natao nadritry ny 3 andro tao amin’ny Carlton Anosy.
Niarahana tamin’ny Fanjakana Malagasy, nahitana ny Ministeran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, ny Firenena Mikambana « Système des Nations Unies », fampiofanana nokarakarain’ny UNDRR « United Nations Office for Disaster Risk Reduction » ary niarahana tamin’ny BNGRC izay natrehan’i Ramatoa Mami Mizutori « Répresentante Spéciale du Secrétaire générale des Nations Unies » izay tompon'andraikitra voalohany ny UNDRR.

246 Vues

Partager