Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

ATRIKASA FAMPIOFANANA IREO TANORA MPILATSAKA AN-TSITRAPO.

2 octobre 2026 – Tontosa ny 30 sy 31 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampiofanana ireo tanora mpilatsaka an-tsi...

4
4
2
3
Miniature 4
Miniature 5
Miniature 6

Tontosa ny 30 sy 31 Martsa 2023 tao Mananjary ny atrikasa fampiofanana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo, tanjona amin’izany dia ny fampivondronana ireo tanora mba hanohanana ny hetsika fanentanan’ireo vondrom-piarahamonina manoloana ny loza mety hitranga. Tanora miisa 17 no nisitraka ity fampiofanana ity, izay notohanan’ny UNICEF ara-bola, ny ODDL sy ny BNGRC no teo amin’ny fanatontosana sy ny lafiny ara-teknika rehetra.

.

.

#MID

#BNGRC

#ODDL

246 Vues

Partager