Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

Atrikasa fanavaozana sy fampiofanana ireo kaomitim-paritra misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindondoza aty amin'ny faritra Vatovavy

6 juillet 2022 – Omaly Alakamisy ary nitohy androany Zoma ny atrik'asa fanavaozana sy fampiofanana ireo kaomitim-pari...

291783737_489235656583163_8640710328928172602_n
291783737_489235656583163_8640710328928172602_n
291468247_489235736583155_668402168862556300_n
291497421_489235266583202_6815931393861662268_n
291523594_489235316583197_8636547050965781019_n
291525288_489235433249852_6610862154152597494_n
291617876_489235233249872_7251248728677276036_n
291620748_489235613249834_8281366612144048294_n
291679757_489235563249839_532932743281120607_n
Omaly Alakamisy ary nitohy androany Zoma ny atrik'asa fanavaozana sy fampiofanana ireo kaomitim-paritra misahana ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza aty amin'ny faritra Vatovavy. Nosokafan'Andriamatoa Governora sy Andriamatoa Prefet an'i faritra ity atrik'asa ity, ary nanatrika izany hatramin'ny farany izy ireo. Ny PNUD moa no mpiaramiombon'antoka amin'ny BNGRC tamin'ny fanatanterahina izany atrik'asa izany. Natao izy io mba ho fanohanana sy fanamafisana ny fahaiza-manaon'ny Kaomitin'ny GRC taty amin'ny faritra amin'ny fanatanterahana ny asany sy ireo andraikitra voalaza ao amin'ny rafitra mifehy ny fitantanana ny loza sy ny tandindon-doza eto Madagasikara. Nandritra izany no nampahafantarana ireo enti-manao sy ireo fomba fiasa fanombanana ny filana haingana sy valin-kafatra isan-karazany (anisan'izany ny nomerika). Ankoatra izay ihany koa dia novatsiana fitaovana ny foibem-piasana ho an'ny fitantanana ny krizy na ny Centre opérationnel tety Vatovavy. Mbola hitohy ao amin'ny faritra Fitovinany ihany koa izany fanavaozana sy fampiofanana izany.

246 Vues

Partager