Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

ATRIKASA "MISE A JOUR DU PLAN D'EVACUATION" TAO TOLIARA.

2 octobre 2026 – Notanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny 'Le Palétuvier' Toliara ny atrikasa 'Mise à jour d...

8
8
1
2
3
4
5
6
7

Notanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny 'Le Palétuvier' Toliara ny atrikasa 'Mise à jour du plan d'évacuation' ho an'ny Kaominina ambonivohitr’i Toliara, mikasika ny tondradrano aterakin'ny rano trambo na 'Forte crue'.

Tanjona dia ny fanatsarana ny paikady amin’ny fiatrehana ny mety ho fivakisan'ny digue Fiherena indrindra ny mety hitrangan'izany amin’ny andro alina ka mety hamoizana ain'olona maro.

Ity atrikasa ity no tontosa moa dia vokatry ny fiaraha-miasa teo amin'ireo Lehiben'ny Boriboritany 7 sy ireo Lehiben'ny Fokontany tao Toliara izay notohanan’ny mpiaramiombon’antoka ACF ary ny teto anivon’ny BNGRC tamin'ny lafiny ara-teknika.

#MID

#BNGRC

#ACF



246 Vues

Partager