Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

BNGRC 30 MARTSA 2023 - FANAMPIANA VOARAY AVY AMIN’NY MALALA-TANANA "GROUPEMENT DES ENTREPRISES FRANCHES ET PARTENAIRES" HO AN’IREO TRABOINA VOKATRY NY FANDALOVAN’ILAY RIVODOZA FREDDY.

1 avril 2023 – Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC NY Jeneraly ELACK Olivier tety amin’ny biraony ireo solon-tena a...

3
3
1
2
4
5
6
Miniature 7
Miniature 8

Noraisin’ny Tale Jeneralin’ny BNGRC NY Jeneraly ELACK Olivier tety amin’ny biraony ireo solon-tena avy ao amin’ny 'Groupement de Entreprises Franches et Partenaires' na GEFP izay tonga nanolotra fanampiana ho an’ireo traboina vokatry ny fandalovan’ilay rivodoza FREDDY, fanampiana vary milanja roapolo gony ; voamaina iray gony ronono iray baoritra ary savony bara iray sy lamba firakotra somacou miisa telo baoritra.

#MID

#BNGRC


246 Vues

Partager