Articles
Temps de lecture : 5 minutes
BNGRC – ANÔSY : ATRIKASA FAMPIOFANANA IREO CCGRC SY ELGRC KAOMININ’NY TAOLAGNARO.
1 avril 2023 – Notontosaina tao amin’ny Kaominina andrenivohitr’i Taolagnaro nandritra ny roa andro ny 27 sy 28 Mar...









Notontosaina tao amin’ny Kaominina andrenivohitr’i Taolagnaro nandritra ny roa andro ny 27 sy 28 Martsa 2023 ny fampiofanana ireo komity kaominaly CCGRC sy ny komity eo anivon’ny Fokontany ELS izay mitantana ny loza sy ny tandindony. Atrik’asa natao mba ho fiomanana amin’ny mety ho fahatongavan’ny rivodoza sy ny tondradrano izay mety hiseho.
Ity atrikasa fampiofanana ity no tontontosa dia vokatry ny fiarahamiasa teo amin’ ny BNGRC sy ny mpiara-miombon’antoka WHH.
.
.
#MID
#BNGRC
#WHH
246 Vues

