Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

BNGRC - CARAVANE HUMANITAIRE : FIZARANA FANAMPIANA KAOMININ'NY EJEDA 29 MARTSA 2023.

2 octobre 2026 – Nahitana fiakaran'ny rano be vokatry ny rotsak'orana nentin'ilay rivodoza FREDDY ny tao EJEDA. Nisy...

16
16
1
2
3
4
5
6
7

Nahitana fiakaran'ny rano be vokatry ny rotsak'orana nentin'ilay rivodoza FREDDY ny tao EJEDA. Nisy akony tamin'ny fiainan'ireo mponina taty an-toerna io noho ny fahasimban'ny fananana indrindra teo amin’ny fambolena.

Nanoloana izany dia tsy nitaza-potsiny ny fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon'antoka aminy ao anatin'ilay hetsika 'Caravane Humanitaire ' fa nidina tany an-toerana mihintsy nitondra ny anjara biriky ho fanarenana ny fiainan'ireo vahoaka izay tojo fahasahiranana ireo.

Tokantrano miisa 212 arak'izany no nisitraka izay fanampiana avy amin'ny fitondram-panjakana izay. Mbola hitohy ao amin'ny kaominina hafa ao anatin'ny Distrikan' Ampanihy Andrefana izao fizarana fanampiana izao ankoatran'ireo distrika valo(08) mandrafitra ny Faritra Atsimo Andrefana.

.

.

#MID

#BNGRC




246 Vues

Partager