Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

BNGRC - CARAVANE HUMANITAIRE : NISITRAKA FANAMPIANA AVY AMIN'NY FITONDRAM-PANJAKANA IHANY KOA NY KAOMININA BELAMOTY.

2 octobre 2026 – Ny Kaominin’ny Belamoty no Kaominina azo ambara fa saro-dalana indrindra ho an'ny ditrikan'i Betioky...

2
2
1
3
4
5
6
Miniature 7
Miniature 8

Ny Kaominin’ny Belamoty no Kaominina azo ambara fa saro-dalana indrindra ho an'ny ditrikan'i Betioky Atsimo, izy ihany koa nefa no Kaominina lavitra indrindra ato anatin'ity distrika ity. Fianakaviana 223 be izao nefa ireo fianakaviana traboina any amin’iny toerana iny izay mila fanampiana ka nataon'ny ekipan'ny BNGRC tato anatin'ity caravane humanitaire ity izay nahatongavana tany.

Vary 2 taonina sy 200 kg mahery kely miampy voamaina sy menaka no anjaran'ity kaominina ity izay tonga soa aman-tsara tany an-toerana ary noraisin’ireo fokonolona isam-pokontany mivantana izay notarihin'ny ben'ny Tanànan'ny Belamoty.

.

.

#PrésidencedelaRépublique

#MID

#BNGRC

#DASP

#PAM


246 Vues

Partager