Temps de lecture : 5 minutes
BNGRC - CARAVANE HUMANITAIRE : NISITRAKA NY FANAMPIANA AVY AMIN'NY FITONDRAM-PANJAKANA IHANY KOA NY KAOMININ'NY FOTADREVO SY NY KAOMININ’NY BEROY.
1 avril 2023 – Kaominina 3 no nandalovan'ny caravane humanitaire tao anatin'ny Distrikan'Ampanihy ny 31 Martsa 2023...









Kaominina 3 no nandalovan'ny caravane humanitaire tao anatin'ny Distrikan'Ampanihy ny 31 Martsa 2023 teo , izay ao anatin'ny hetsika karakarain'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny BNGRC 'Caravane Humanitaire '.
Ny voalohany dia ny kaominina Fotadrevo izay nahitana fianakaviana miisa 89 nahitana olona 445 mahery no mpisitraka , avy eo dia nihazo an'i Beroy , fianakaviana miisa 55 na olona 255 no nisitraka izany ary ny namaranana ny dia tao Beahtse , fianakaviana miisa 48 nahitana olona 240 kosa no nisitraka izany.Saika nanatrika ny fizarana natao avokoa mo ireo ben'ny Tanàna tamin' ireo Kaomina nandalovana rehetra ireo.
.
.
#PresidencedelaRepublique
#MID
#BNGRC
#DASP
#PAM
246 Vues

