Temps de lecture : 5 minutes
BNGRC-CARAVANE HUMANITAIRE : NITOHY TAO AMIN'NY COMMUNE TANANDAVA STATION NY FIZARANA FANAMPIANA.
2 octobre 2026 – Tokatrano 211 no nisitraka ny fanampiana avy amin'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny BNGRC sy...







Tokatrano 211 no nisitraka ny fanampiana avy amin'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny BNGRC sy ireo mpiara-miombon'antoka aminy ahitana ny Fiadidiana ny Repoblika amin'ny alalan'ny DASP(Direction des Affaires Sociales de la Présidence) sy ny SPM ary ny PAM(Programme Alimentaire Mondial) tato anatin'ilay hetsika caravane humanitaire, teto amin'ny kaominina Tanandava Station ato anatin'ny Distrikan'i Morombe. Ireo tena marefo amin'ny fivelomana noho ny hetraketrak'ilay rivodoza Freddy ireto nojerena manokana ireto ka vary 2 taonina mahery miampy voamaina 43 lasaka amin'ny 50kg ary menaka 211 litatra no notsinjaraina tamin'izy ireo.
.
.
#PrésidencedelaRépublique
#MID
#BNGRC
#DASP
#PAM
246 Vues

