Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

BNGRC - TVM sy Kolo TV

2 octobre 2026 – Fivahinianan'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja, tao amin'ny RNM sy TV...

dg
Fivahinianan'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja, tao amin'ny RNM sy TVM ary KOLO TV ny Asabotsy 18 Febroary 2023 sy Alahady 19 Febroary 2023, nanomezany ireo fepetra rehetra tokony harahina ho fiomanana ny amin’ny fiatrehana ny fahatongavan’ny rivodoza FREDDY.
https://www.youtube.com/watch?v=f38NNcnE9e8 https://www.youtube.com/watch?v=Crje3vZGcrs

246 Vues

Partager