Articles
Temps de lecture : 5 minutes
FANAMPIANA FAHA-4 ATAON'NY FIRENENA ARABIE SAOUDITE HO AN'NY FIRENENA MALAGASY HO AN'IREO VAHOAKA MALAGASY NOHO NY TAKAITRA NAVELAN'NY RIVODOZA
17 aoΓ»t 2023 β πππ‘ππ π£πππ‘π ππππ-4 ππ§ππ’π‘βπ‘π¬ πππ₯ππ‘ππ‘π ππ₯ππππ π¦ππ’π¨πππ§π ππ’ ππ‘βπ‘π¬ πππ₯ππ‘ππ‘π π ππππππ¦π¬ ππ’ ππ‘βππ₯ππ’ π©πππ’πππ ππ...



πππ‘ππ π£πππ‘π ππππ-4 ππ§ππ’π‘βπ‘π¬ πππ₯ππ‘ππ‘π ππ₯ππππ π¦ππ’π¨πππ§π ππ’ ππ‘βπ‘π¬ πππ₯ππ‘ππ‘π π ππππππ¦π¬ ππ’ ππ‘βππ₯ππ’ π©πππ’πππ ππππ¬ π ππ’ππ π¦ππππ₯ππ‘π ππ₯π-π£ππ©πππ’π ππ‘π π‘π’ππ’ π‘π¬ π§πππππ§π₯π π‘ππ©ππππ‘βπ‘π¬ π₯ππ©π’ππ’ππ π‘ππππ‘ππ¦π¬ πππ₯ππ‘π¬ π§ππ’, ππ©π¬ ππ ππ‘βπ‘π¬ ππππππ‘βπ πππ‘π π¦πππ ππ‘ - ππ¨π ππ‘ππ§ππ₯πππ‘ πππ ππ‘π π₯πππππ πππ‘π§ππ₯.
Mbola maro tokoa ireo olona no tena sahirana ara-pivelomana noho ny takaitra navelanβireo rivodoza nifanesy teto Madagasikara na dia efa nanampy aza ny Fitondram-panjakana sy ireo mpiara-miombonβantoka, tena mbola tsy tafarina ireo mponina, ka maro ireo mbola tratry ny tsy fanjarian-tsakafo. Tonga nanampy ny Firenena Malagasy indray ny Firenena avy ao Arabie Saoudite ary efa fanampiana faha-4 izao ataony izao avy aminβny alalanβny King Salman - Humanitarian Aid and Relief Center noho ireo fahavoazana mahazo ny firenentsika, ny Talata 15 Aogositra 2023. Noho ny fisianβny fifampitokisana teo aminβny fanatanterahana ny asa dia tonga indray izy ireo nanatitra harona fanampiana ara-tsakafo avy aminβny alalanβny BNGRC, fanampiana ho ana tokatrano miisa 44052 izay sahirana ara-pivelomana, ny tokatrano iray dia mahazo vary 25 kilao, voamaina 10 kilao, ary menaka 2 litatra.Ny faritra Atsimo Atsinanana sy Faritra Atsimo Andrefana dia anisanβireo misitraka izany fanampiana izany. Ny totalinβireo fanampiana dia ahitana vary milanja 1,101,3 Taonina, voamaina 440,52 Taonina, menaka 88,104 Litatra. Mbola mitohy arakβizany ilay Β« Caravane Humanitaire Β» ka hozaraina ao anatinβizany ireo fanampiana avy aminβny Fitondram-panjakana, ny avy aminβny Fiangonanβi Jesoa Kristy ho anβny Olomasinβny Andro Farany sy ny avy aminβny Firenena Arabo. Marihina fa tsy maintsy ho tonga any aminβireo toerana hisitraka ny fanampiana ireo entana ireo, ary hisy ny tatitra izay hatao aminβny Filoham-pirenena sy ny Praiministra lehibenβny Governemanta mikasika ny fizarana.246 Vues

