Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

FANAMPIANA NOZARAINA AO ANATIN'NY HETSIKA CARAVANE HUMANITAIRE - FARITRA ATSIMO ANDREFANA.

23 juin 2023 – Mitohy hatrany ny “ CARAVANE HUMANITAIRE” izay fanampiana ara-tsakafo tanterahina aminy faritra maro...

default
default
Miniature 2

Mitohy hatrany ny “ CARAVANE HUMANITAIRE” izay fanampiana ara-tsakafo tanterahina aminy faritra maro izay nandalovan’ireo rivodoza nifanesy teto Madagasikara.

Ny Faritra ATSIMO ANDREFANA no nisitraka izany tamin’ity manaraka ity , ao anatin’izany ny distrikan’i Morombe, Sakaraha, Toliara II ary Toliara I, ary ahitana kaominina 16 sy tokantrano maherin’ny 10.000.

Ity “ CARAVANE HUMANITAIRE”ity dia fiaraha-miasa amin’ny 'Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny olomasin'ny andro farany', fiangonana izay manohana ny ezaka ataon'ny governemanta amin'ny fanomezana fanampiana ho an'ireo vondrom-piarahamonina tratry ny loza.

.

.

#MID

#BNGRC

#FIANGONAN'NY JESOA KRISTY HO AN'NY OLOMASIN'NY ANDRO FARANY

https://www.youtube.com/watch?v=RUFWhI15IUk

246 Vues

Partager