Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

FIVAHINIANAN'NY SOLON-TENAN'NY IDMC TETO ANIVON'NY BNGRC

15 juin 2023 – Noraisin'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja ny delegasionina avy ao am...

IMG_1632
IMG_1632
IMG_1621
IMG_1622
IMG_1623
IMG_1624
IMG_1625
IMG_1626
IMG_1627

Noraisin'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja ny delegasionina avy ao amin'ny IDMC(Internal Displacement Monitoring Centre) ny Alatsinainy 12 Jona 2023.

Voaresaka nandritra izany fihaonana izany ny momba ireo fifindra-monina anatiny izay nateraky ny fiovaovan'ny toetr'andro, na koa ireo vokatry ny loza voajanahary.

Voadinika tao anatin'izany ihany koa ny fifampizarana traikefa sy ny mety ho fiaraha-miasa, indrindra indrindra ny fanatsarana ny fikirakirana ireo antontan-kevitra rehetra.

Marihina moa fa maro ireo sampan-draharaha mbola ho tsidihan'izy ireo akoatra ny BNGRC.

#MID

#BNGRC



246 Vues

Partager