Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

FIVORIANA ISAM-PARITRA TAO CAPE TOWN MOMBA NY FIAROVANA ARA-TSAKAFO.

8 mai 2023 – Fivoriana isam-paritra tany afrika momba ny fiarovana ara-tsakafo, izay notanterahana tao Cape Town...

1
1
2
3
4
5
6
Miniature 7
Miniature 8

Fivoriana isam-paritra tany afrika momba ny fiarovana ara-tsakafo, izay notanterahana tao Cape Town ny 24, 25, 26 Aprily 2023. Nifantoka tamin'ny fanovana ny rafitra ara-tsakafo afrikanina, hanatsarana ny fanjarian-tsakafo sy ny tsy fanjarian-tsakafo. Izay nandraisain'ny BNGRC anjara, ny nanazava ny zava-misy aty Madagasikara momba ny fanjarian-tsakafo sy ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka.

.

.

#MID

#BNGRC


246 Vues

Partager