Temps de lecture : 5 minutes
FIZARANA FITAOVANA HO AN’IREO FIANAKAVIANA TRABOINA TAO MORONDAVA VOKATRY NY FANDALOVAN’NY RIVODOZA CHENESO.
2 octobre 2026 – Tontosa ny 11 Martsa 2023 tao amin'ny Kaominina Analaiva Distrikan'ny Morondava ny fizarana ireo fan...









Tontosa ny 11 Martsa 2023 tao amin'ny Kaominina Analaiva Distrikan'ny Morondava ny fizarana ireo fanampiana ‘’Kit Wash Complet’’ ho an’ireo fianakaviana miisa 140 tradoza vokatry ny fandalovan'ny rivodoza CHENESO izay ahitana :
• Seau miaraka amin’ny robinet 02
• Savony bara 01
• Savony fandroana 02
• Zinga 01
• Sur'eau 02
Marihina fa ny mpiara-miombon’antoka MEDAIR no namatsy ireto fanampiana ireto ary ny BNGRC no eo amin’ny lafiny fandrindrana ary notohizan'ny SAF FJKM ny any amin’ireo Kaominina vitsivitsy ao anatin'ny Distrikan’ny Morondava,Mahabo ary Belo-Tsiribihina.
Tonga nanatrika ny fizarana ny solon-tena avy amin’ny BNGRC, CRDRC ,DREAH ary ny Ben'ny Tanana sy sefo Fokontany any an-toerana.
246 Vues

