Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

NANDRAY ANJARA TAMIN'NY ATRIKASA MIKASIKA NY TETIKASA CIMOPOLEE TAO LA REUNION NY BNGRC.

8 mai 2023 – Notanterahina ny 25,26,27 Aprily 2023 tao amin'ny SEAS-OI tao amin'ny nosy rahavavy La Réunion ny at...

4
4
1
2
3
4
Miniature 6
Miniature 7
Miniature 8

Notanterahina ny 25,26,27 Aprily 2023 tao amin'ny SEAS-OI tao amin'ny nosy rahavavy La Réunion ny atrikasa izay ao anatin'ny tetikasa Cimopolée - mahakasika indrindra ny sarintany momba ny fiantraikan'ny voina eto Madagasikara.

Nandray anjara feno tamin'izany ny BNGRC, tamin'ny alalan'ny teknisiana iray avy ao aminy.

Ny tanjona tamin’ity atrikasa ity dia ny hirosoana amin’ny fametrahana rafitra sy fitaovana fanaraha-maso ny fitantanana ireo voina eto Madagasikara.

Ny #SpaceClimateObservatory moa no mamolavola ny tetikasa ary ny #CNES no mamatsy vola izany.

.

.

#MID

#BNGRC


246 Vues

Partager