Logo République

Articles

Temps de lecture : 5 minutes

Vaovao farany avy any soanierana ivongo.

2 octobre 2026 – Tafakatra dimy amby efapolo (45) ireo razana hita teny amorontsirak'i Sainte Marie ary ny iray fanampiny dia hita tao Antsiraka , efa ao Vavatenina daholo ireo razana hita ireo.

post2
post2
C50A9424
C50A9415
C50A9421
269802910_2860017017623098_2655673822673289056_n
269803063_2860016827623117_8340440076785042375_n
269803825_2860016884289778_535813191726589794_n
269807819_2860016790956454_3679104005286934975_n
Tafakatra dimy amby efapolo (45) ireo razana hita teny amorontsirak'i Sainte Marie ary ny iray fanampiny dia hita tao Antsiraka , efa ao Vavatenina daholo ireo razana hita ireo. Mbola any an-toerana hatrany ny Tale Jeneralin'ny BNGRC hatramin'izao ora hanoratana izao.

246 Vues

Partager