Actualités bngrc
Actualités & mis à jour
Les dernières activités, coopérations et opérations du BNGRC à travers le pays.
Article à la une

2 octobre 2026
PREPARATION A LA SAISON CYCLONIQUE 2026-2027 : LE PAM ET LE BNGRC RENFORCENT LA PREPARATION DANS LE DISTRICT DE MANJA
Du 1er au 7 septembre 2026 – Région Menabe Dans le cadre de la préparation à la saison cyclonique 20...
Lire la suite
Publications réçentes

4 avril 2023
ATRIKASA FAMPIOFANANA SY FANETSIKETSEHANA IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY KOMITY KAOMINALY MOMBA NY FITANTANANA NY TANDINDON-DOZA SY NY LOZA (CCGRC).
Notanterahina ny 27 sy 28 Martsa 2023 tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ary ny 30 sy 3...
Lire la suite

5 avril 2023
TAKAITRA NAVELAN'NY RIVODOZA FREDDY : NANOLOTRA FANAMPIANA HO AN'IREO TRABOINA ANY ATSIMO ANDREFANA NY ORINASA LA BRADOR.
Vary fotsy 1 taonina no natolotry ny orinasa 'Brador Madagascar' ny 04 Aprily 2023, hoan'ireo traboi...
Lire la suite

5 avril 2023
FANAMAFISANA NY FANATSARANA NY FOMBA FIASA EO ANIVON’NY KOMITY MITANTANA NY LOZA SY NY TANDINDONDOZA TANY AMIN’NY FARITRA ATSINANANA : NIARA-NIASA AKAIKY TAMIN'NY BNGRC NY STARTNETWORK SY NY CRS.
Tamin’ny alalan’ny fanaovana tombana anatiny ny zavatra efa misy any an-toerana, ny lamina sy ny raf...
Lire la suite

5 avril 2023
BNGRC-CARAVANE HUMANITAIRE : KAOMININA 30 NO NISITRAKA NY FANAMPIANA HO AN'NY DISTRIKAN'I SAKARAHA SY TOLIARY II.
Fianakaviana 2 700 na olona manodidina ny 13 500, no nisitraka ny fanampiana avy amin'ny Fitondram-p...
Lire la suite

5 avril 2023
ATRIKASA HO FIOMANANA NY FAHAFAHA-MIATRIKA NY LOZA SY NY TANDINDODOZA ANTANAN-DEHIBE HO AN’ ANTANANARIVO RENIVOHITRA.
Nandray anjara feno tamin’ny atrikasa izay notanterahina tany Antsirabe, izay natao nandritran’ny te...
Lire la suite

20 avril 2023
BNGRC – MPPSPF : ATRIKASA FANKATOAVANA FARANY AN'IREO BOKY TOROLALANA ROA HO AN’NY HAINTANY SY RIVODOZA ARY TONDRA-DRANO |19 APRILY 2023| CARLTON ANOSY.
Notanterahina androany teny amin’ny Carlton Anosy ny atrikasa fanomezana hevitra farany avy amin’ire...
Lire la suite
Chronologie des événements
22 juin 2026
Formation premier secours
14 juin 2026
Exercice national de simulation cyclone
25 juin 2026
Réunion du comité technique
28 juin 2026
Sensibilisation communautaire — Mahajanga
30 juin 2026
Exercice national de simulation cyclone
