Logo République

Actualités bngrc

Actualités & mis à jour

Les dernières activités, coopérations et opérations du BNGRC à travers le pays.

Article à la une

803068229_2531616074006504_8398702742368973469_n
Articles

2 octobre 2026

PREPARATION A LA SAISON CYCLONIQUE 2026-2027 : LE PAM ET LE BNGRC RENFORCENT LA PREPARATION DANS LE DISTRICT DE MANJA

Du 1er au 7 septembre 2026 – Région Menabe Dans le cadre de la préparation à la saison cyclonique 20...

Lire la suite

Publications réçentes

Vaovao farany avy any soanierana ivongo.
Articles

2 octobre 2026

Vaovao farany avy any soanierana ivongo.

Tafakatra dimy amby efapolo (45) ireo razana hita teny amorontsirak'i Sainte Marie ary ny iray fanampiny dia hita tao Antsiraka , efa ao Vavatenina daholo ireo razana hita ireo.

Lire la suite

Andro afrikana ho an'ny asam-panjakana na journée Africaine de la Fonction Publique.
Articles

2 octobre 2026

Andro afrikana ho an'ny asam-panjakana na journée Africaine de la Fonction Publique.

Nankalaizana ny faha 23 sy 24 Jona 2022 tao amin'ny biraon'ny Ministera misahana ny Asam-panjakana n...

Lire la suite

FIDINANA IFOTONY TAO AMIN’NY FARITRA FITOVINANY ARY NANOLORANA IREO FANAMPIANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA MANOLOANA NY TAKAITRA NAVELAN’NY RIVODOZA FREDDY.
Articles

2 octobre 2026

FIDINANA IFOTONY TAO AMIN’NY FARITRA FITOVINANY ARY NANOLORANA IREO FANAMPIANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA MANOLOANA NY TAKAITRA NAVELAN’NY RIVODOZA FREDDY.

Ny Alahady 26 Febroary 2023, no tonga namangy ny Faritra Fitovinany ny Minisitry ny Atitany sy ny Fi...

Lire la suite

Fivahinianan'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja, tao amin'ny TVM ny Asabotsy 04 Martsa 2023, niresaka mikasika ny rivodoza FREDDY.
Articles

2 octobre 2026

Fivahinianan'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja, tao amin'ny TVM ny Asabotsy 04 Martsa 2023, niresaka mikasika ny rivodoza FREDDY.

https://www.youtube.com/watch?v=cmkCJrzGMGU

Lire la suite

TONGA NITSIDIKA IREO TRABOINA ANY ATSIMO ANDREFANA NY FILOHAN’ NY REPOBLIKA MALAGASY, ANDRY RAJOELINA SY RAMATOA VADINY.
Articles

2 octobre 2026

TONGA NITSIDIKA IREO TRABOINA ANY ATSIMO ANDREFANA NY FILOHAN’ NY REPOBLIKA MALAGASY, ANDRY RAJOELINA SY RAMATOA VADINY.

Ny Asabotsy 11 Martsa 2023 no nigadona tao Toliara, ny Filohan’ny Repoblika Malagasy, Andry RAJOELIN...

Lire la suite

NIFAMPIDINIKA TAMIN'ANDRIAMATOA JANEZ LENARCIC, TOMPON'ANDRAIKITRA AMBONY EO ANIVON'NY KOMISIONA EOROPEANA MISAHANA NY ASA MIFANTOKA AMIN'NY MAHAOLONA SY NY FIATREHANA NY HAMEHANA NY TALE JENERALIN'NY BNGRC

Isan'ireo tompon'andraiki-panjakana nanao fihaonana arak'asa tamin' Andriamatoa Janez Lenarčič, izay...

Lire la suite

19–24 sur 491 actualités

Chronologie des événements

  • 22 juin 2026

    Formation premier secours

  • 14 juin 2026

    Exercice national de simulation cyclone

  • 25 juin 2026

    Réunion du comité technique

  • 28 juin 2026

    Sensibilisation communautaire — Mahajanga

  • 30 juin 2026

    Exercice national de simulation cyclone