Actualités bngrc
Actualités & mis à jour
Les dernières activités, coopérations et opérations du BNGRC à travers le pays.
Article à la une

2 octobre 2026
PREPARATION A LA SAISON CYCLONIQUE 2026-2027 : LE PAM ET LE BNGRC RENFORCENT LA PREPARATION DANS LE DISTRICT DE MANJA
Du 1er au 7 septembre 2026 – Région Menabe Dans le cadre de la préparation à la saison cyclonique 20...
Lire la suite
Publications réçentes

2 octobre 2026
CCOK Ampanihy: mitohy hatrany ny fitantanana ny ady amin'ny kere aty atsimon'ny nosy.
Mitohy ny asa ary mipetraka ho vaindohan-draharaha sy laharam-pahamehan’ny fanjakana hatrany ny ady amin’ny Kere ho an’ny vahoaka aty atsimon’ny Nosy.
Lire la suite

2 octobre 2026
Nandray ireo manampahaizana japoney momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindondoza ny tale jeneralin’ny bngrc
Manatanteraka tetik ’ asam-pikarohana mikasika ny fampihenana ny loza sy ny tandindondoza ny sampandraharaha japoney misahana ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena (Japan International Cooperation Agency - JICA)
Lire la suite

2 octobre 2026
Atrikasa mahakasika ny serasera sy ny fandraisana anjaran'ny fiaraha-monina hiomanana amin'ny rivodoza sy ranobe.
Manatanterakana atrik'asa mahakasika ny serasera sy ny fandraisana anjaran’ny fiaraha-monina hiomanana amin’ny rivodoza sy ny ranobe eto amin'ny Faritra Analanjirofo ny BNGRC.
Lire la suite

2 octobre 2026
BNGRC miatrika ny ady amin’ny kere aty atsimon’ny nosy
Ho tohin’ny asa fitantanana ny ady atao amin’ny KERE aty Atsimon’ny Madagasikara dia nanatanteraka fizarana fanampiana ho an'ireo tokantrano miisa 70 837 aty amin’ny tapany Atsimo ny Fanjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny BNGRC.
Lire la suite

2 octobre 2026
GSTIC : Atrikasa fanaovana jery todika ny asa vita hanatsarana ny fomba fiasa
Tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza nifanesy tamin’ity taom-pahavaratra 2021-2022 ity, dia niara-ni...
Lire la suite

2 octobre 2026
BNGRC - TVM sy Kolo TV
Fivahinianan'ny Tale Jeneralin'ny BNGRC, ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja, tao amin'ny RNM sy TV...
Lire la suite
Chronologie des événements
22 juin 2026
Formation premier secours
14 juin 2026
Exercice national de simulation cyclone
25 juin 2026
Réunion du comité technique
28 juin 2026
Sensibilisation communautaire — Mahajanga
30 juin 2026
Exercice national de simulation cyclone

